Top articles
-
Hira: MADAGASIKARA TANINDRAZANAY
Madagasikara tanindrazanay Tany sarobidy masina tokoa Lova soa nomen’ny razanay taloha Maty ho anao no tena lazanay REFRAIN: Mitsangana ry tanora Mitsangan k’aza manana ahiahy Izao no andro sady ora Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy Isika rehetra izao ,...
-
AZA AVELA HO TSY NISY DIKANY NY ADY NATAON’NY RAZANTSIKA TAMIN’NY FANJANAHANTANY
Mifamahofaho ny toe-draharaha eto Madagasikara. Hita taratra ankehitriny fa ny firenena Frantsay dia isan’ny tao ambadika tanterak’ilay coup d’état ry zareo saingy mety misy fomba tsy dia tiany loatra ka tsy maintsy mba nanao fanambarana koa izy hoe fanonganam-panjakana...
-
NY NATAON’ATOA MONJA ROINDEFO TAO AMIN’NY EPISCOPAT
Au cours de ce psychodrame, Monja Roindefo, Premier ministre désigné par Andry Rajoelina, a ainsi "séché" l'émissaire des Nations unies, qui venait de donner lecture de l'ordonnance confiant le pouvoir exécutif à ce directoire: "Vous pouvez garder ce...
-
MBOLA MISY NY MANONTANY HOE COUP D’ETAT MARINA VE
Tamin’ny vao nanomboka ny tolona tarihin’i Andry Rajoelina dia efa nanambara izy fa hanangana fitondrana tetezamita ka izy no hitantana azy : ny fanontaniana tamin’izany dia amin’ny fomba ahoana kanefa tsy mandalo fifidianana, nampiasaina mafy ny haino...
-
E-MAIL AVY AMIN’NY AKAMA MIASA ANY ALEMANA
Asaiko vakinareo araka izay nanoratany azy ilay e-mail nalefan’ity namana mpiara-mianatra taloha izay mibango ny zava-manjo antsika ankehitriny. Miala tsiny dieny etoana ho an’ireo mety tohana amin’ny teny tsy mendrika ato satria nentin’ny entanam-po...
-
MAHAY MAMALY ALAIN ANDRIAMISEZA FA (Interview d’une émission politique de TV PLUS)
Io mpanao politika nandrato fianarana tamin’ny sehatry ny Droit io no vahinin’ny fahitalavitra TV PLUS ny zoma 3 Aprily 2009. Izy no isan’ireo lohandohany namorona sy nitarika ny hetsiky ny mpanohana ny ara-dalàna sady mpanohitra ny tetezamita HAT izy...
-
NY MPITONDRA FIANGONANA KATOLIKA MALAGASY, MANOME LAZA RATSY ANAY MPINO MADINIKA
Mampalahelo ahy ankehitriny ny fidiran’ireo mpitondra fivavahana eto amintsika amin’ny raharaha politika. Ny filoham-pirenena moa dia avy amin’ny FJKM sady filoha lefitr’io antokom-pivavahana io : tsy mahagaga angamba raha miandany kokoa amin’Atoa Ravalomanana...
-
Tongasoa eto amin'ny ANAO NY FITENENANA blog
ANAO NY FITENENANA !!! Mitovy anarana amin'ilay fandaharana isan'andro ao amin'ny Radio VIVA Madagascar iarahana amin'ny mpanao gazety samihafa. Eny, misy ifandraisany tokoa ka anjaranao no manadihady Mikasika ahy mpanoratra indray dia: "ny anarana tanim-boanjo...
-
CLUB DES 48, RESABE SA TENA MISY (mythe ou réalité)
Tena misy sa resaka foronina satria mba mahafinaritra ny mahalala fa misy toa ireny amin’ny film ireny eto Madagascar : mafia, franc-maçonnerie, société secrète, sns !! Eo an-dalam-panadihadiana ny tenako ka ho avy ny marina.
-
TRANONKALA FIJERY ARY FANGALANA AINGAM-PANAHY
http://www.orange.mg http://www.topmada.com http://www.madagascar-tribune.com http://nymarinatsymaty.over-blog.com http://www.tanapress.com http://www.pimaso.info Non à sobika.com un site populaire mais qui est pro-transition et n'a jamais eu un bon regard...